
PDF À TÉLÉCHARGER
Ahoana no Hananana Business en Ligne Mahomby?
Torolalana tsotra sy azo ampiharina ho an’izay te hanomboka sy hampandroso fandraharahana an-tserasera eto Madagasikara, amin’ny alalan’ny tambajotra sosialy, fitaovana nomerika ary fomba fandoavam-bola eto an-toerana.
Synopsis
Ity ebook ity dia mitarika ny mpamaky manomboka amin’ny fisafidianana hevitra hanaovana fandraharahana an-tserasera ka hatramin’ny fitadiavana mpanjifa sy fanatanterahana varotra. Atambany ao ny marketing digital, ny fifandraisana amin’ny mpanjifa, ny fitantanam-bola ary ny fomba fandoavam-bola mifanaraka amin’ny tsena eto Madagasikara.
2 000 Ar
Une taxe peut s’appliquer.
ACHETERDeux téléchargements par achat